Home Sermons Fanompoam-pivavahana : 19 Oktobra 2025

Fanompoam-pivavahana : 19 Oktobra 2025

01 Oct

Fanompoam-pivavahana : 19 Oktobra 2025

Fametrahana amin’ny fombam-piangonana Ireo tomponandraikitra eo amin’ny FJKM indray (2025-2029) : FILOHA – BMF – MF – MPANATANTERAKA – FIFAMPI sy FIFAFI Foibe.

Azonao arahona mivantana amin’ny pejy facebook: Foibe FJKM – Fiangonan’i Jesoa Kristy eto Madagasikara