TETIKANDRO VOLANA MARTSA
– 07 Martsa, 9 ora sy sasany: Famangiana iombonana, hiantsoana ny birao isam-pitandremana.
- Faritra Andrefana: FJKM Antongombato Fahasoavana
- Faritra Afovoany: FJKM Ambohimena Fahasoavana
– 14 Martsa, 9 ora sy sasany: Komity lehibe ao amin’ny FJKM Ivoanjo Finoana.
-21 Martsa: Fifampiarahabana nahatratra ny taonana’ny STK ARM eny amin’ny Batou beach Ambohimanambola. Vidim-pidirana: 5000 ar.
FIFANDRAISANA:
– Filoha : 0340137023
– Filoha Mpanampy 1: 0349018410
– Filoha Mpanampy 2: 0341112927
– Mpitantsoratry ny fivoriana 1: 0347419514
– Mpitantsoratry ny fivoriana 2: 0341448282
– Mpitantsoratry ny vola: 0347428936
– Mpitahiry vola: 0341715123
Facebook: STK SPAA10