Home Ny asan’ny Fanahy Masina eo amin’ny mpino

Ny asan’ny Fanahy Masina eo amin’ny mpino

Sal 63.1-4 / HF 4 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 515

Romana 8,14 – 17

14 Fa izay tarihin’ny Fanahin’Andriamanitra no zanak’Andriamanitra. 15 Fa tsy nandray ny fanahim-pahandevozana ho amin’ny tahotra indray ianareo, fa nandray ny fanahin’ny zanaka natsangana, izay iantsoantsika hoe: Aba, Ray ô. 16 Ny Fanahy dia miara-milaza amin’ny fanahintsika fa zanak’Andriamanitra isika. 17 Ary raha zanaka, dia mpandova; eny, sady mpandova an’Andriamanitra no mpiray lova amin’i Kristy koa, raha miara-miaritra aminy isika mba hiara-manam-boninahitra aminy koa.

Author:

Leave a Reply

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *