20MaiNy toetra takiana amin’ny olom-boaantsoSal 95.1-5 / Hira18 /Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 534 Efesiana 4,1 – 4 1 [Fananarana azy mba hifanara-tsaina sy haharitra ary handroso tsara] Ary noho izany izaho, […]Read more mofonaina0 Comments
19MaiNy fitondrana an’i Jesoa zaza niakatra tao JerosalemaSal 47. 1-9 / Hira 15 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 248 Lioka 2,22 – 28 22 Ary rehefa tapitra ny andro fidiovany, araka ny lalà n’i Mosesy, […]Read more mofonaina0 Comments
18MaiNy vahaolana mahomby eo amin’ny fiainam-piangonanaSal 29. 1-9 / Hira 8 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 306 Nomery 11,24 – 27 24 Dia nivoaka Mosesy ka nilaza ny tenin’i Jehovah tamin’ny olona; […]Read more mofonaina0 Comments
17MaiNy fahazoana valim-bavakaSal 18. 1-3 / Hira 241 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 305 Lioka 11,9 – 13 9 Ary hoy izaho aminareo: Mangataha, dia homena ianareo; mitadiava, dia […]Read more mofonaina0 Comments
16MaiManeho ny voninahitr’ Andriamanitra ny MesiaSalamo 19.1-5 / Hira 7 /Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 78 Isaia 11,1 – 5 1 [Ny amin’ny famonjena hataon’Ilay Solofon’i Davida, sy ny hira fiderana hatao amin’izany] […]Read more mofonaina0 Comments
15MaiToe-panahy mendrika ny FilazantsaraSal 71.14-19 / Hira 201/Vavaka / Mofonaina /Vavaka / HF 18 Kolosiana 3,1 – 4 1 [Ny tokony hanariana ny asan’ny nofo sy ny hitondran-tena miendrika ny filazantsara] Koa raha […]Read more mofonaina0 Comments
14MaiNy niakaran’i Jesoa tany an-danitraSal 24. 1-5 / Hira 150 / Vavaka / Mofonaina /Vavaka / Hira 133.1,4 Lioka 24,44 – 53 44 Dia hoy Izy taminy: Izao no teniko izay nolazaiko taminareo, fony […]Read more mofonaina0 Comments
14MaiResin’i Jesoa ny fakam-panahySal 119.105-112/ Hira 171.1.2 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 261 Matio 4,1 – 11 1 Ary Jesosy dia nentin’ny Fanahy nankany an-efitra, mba halain’ny devoly* fanahy.[*Devoly = […]Read more mofonaina0 Comments
12MaiNy fampianaran’i JesoaSal 119:171-176 / Hira 226 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 444.4 Jaona 6,60 – 65 60 Koa maro tamin’ny mpianany, nony nandre, dia nanao hoe: Sarotra izany […]Read more mofonaina0 Comments
10MaiNy amin’ny fiaretana fijalianaSal 66.8-12 / Hira 170 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / HF 37 1 Petera 4,12 – 16 12 [Fananarana mba hiaritra, raha enjehina noho ny fahamarinana] Ry malala, […]Read more mofonaina0 Comments