Mahefà be mandrakariva amin’ny asan’ny Tompo.” (1 Kor 15:58d) Misaotra ny Tompo fa tanteraka soamantsara ny fivorian’ny Synoda Lehibe faha 20, izay natao tany Taolagnaro, ny 13-20 Aogositra 2025 lasa teo. […]Read more
Misaotra an Andriamanitra izahay Masera ato amin’ny FIARAHAMIAINA AMIM-BAVAKA MAMRE F.J.K.M amin’ny antso izay iantsoany anay tsirairay sy ny fitantanany ny Fikambanana hatramin izao. Faly misaotra ny Fiangonana F.J.K.M koa […]Read more
Jaona 11. 47-53 47 Ary ny lohan’ny mpisorona sy ny Fariseo nanangona ny Synedriona ka nanao hoe: Ahoana no hataontsika? fa iny Lehilahy iny dia manao famantarana maro. 48 Raha avelantsika hanao toy […]Read more