15JuilNy olona mahatsiaro tena ho mpanotaSal.63. 1-5/Hira 417/ Vavaka/ Mofonaina/ Vavaka/Hira 437 2 Samoela 12,13 – 14 13 Dia hoy Davida tamin’i Natana: Efa nanota tamin’i Jehovah aho. Ary hoy kosa atana tamin’i Davida: Jehovah […]Read more mofonaina0 Comments
14JuilAndriama itra Masina sady mahatahotraSal.34. 1-3 / Hira 1,2,3 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / HF 33 Isaia 6,1 – 8 1 [Ny nanendrena an’Isaia ho mpaminany] Tamin’ny taona nahafatesan’i Ozia mpanjaka no […]Read more mofonaina0 Comments
13JuilNy fankatoavana ny Teni ‘i KristySal.62. 5-12 / Hira 14 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 303 Lioka 5,1 – 11 1 Ary raha nifanizina taminy ny vahoaka mba hihaino ny tenin’Andriamanitra, dia […]Read more mofonaina0 Comments
12JuilNy fahazoana ny Soratra MasinaSal.57. 7-11 / HF 7 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 446 Asan'ny Apostoly 8,26 – 40 26 Ary nisy anjelin’ny Tompo nilaza tamin’i Filipo ka nanao hoe: […]Read more mofonaina0 Comments
10JuilNy olona mahalala ny sitrapon’AndriamanitraSal.91. 1-8/ Hira4/ Vavaka/ Mofonaina/Vavaka/HF 26) Nomery 24,1 – 11 1 Ary rehefa hitan’i Balama fa sitrak’i Jehovah ny hitahy ny Isiraely, dia tsy nandeha tahaka ny teo hanao sikidy […]Read more mofonaina0 Comments
09JuilNy mpaminan’i JehovahSal.97. 1-6/Hira 39/Vavaka/ Mofonaina/Vavaka/Hira 51 1 Mpanjaka 21,17 – 24 17 Ary ny tenin’i Jehovah tonga tamin’i Elia Tisbita ka nanao hoe: 18 Miaingà, ka midìna hihaona amin’i Ahaba, mpanjakan’ny […]Read more mofonaina0 Comments
08JuilNy fanarahana an’i Jesoa KristySal. 107. 1-3/Hira 7/ Vavaka/ Mofonaina/Vavaka/HF 2 Jaona 1,35 – 42 35 Nony ampitson’iny indray dia nijanona Jaona sy ny mpianany roa lahy; 36 ary nijery an’i Jesosy nitsangantsangana izy […]Read more mofonaina0 Comments
07JuilNy tena vahoakan’Andriamanitra tokoaSal. 96. 1-3/1HF 13/Vavaka/ Mofonaina/Vavaka/Hira164 Jeremia 27,16 – 22 16 Ary ny mpisorona sy ity firenena rehetra ity dia efa nilazako hoe: Izao no lazain’i Jehovah: Aza mihaino ny tenin’ny […]Read more mofonaina0 Comments
06JuilNy olona mankato ny didin’AndriamanitraSal.107. 1-7/FFPM 6/ Vavaka/ Mofonaina/Vavaka/ Hira 534.1 Josoa 1,12 – 18 12 Ary ny Robenita sy ny Gadita ary ny antsasaky ny firenen’i Manase dia nilazan’i Josoa hoe: 13 Tsarovy […]Read more mofonaina0 Comments
05JuilJesoa Kristy maniraka ny olonySal.84. 4-7/Hira167/ Vavaka/Mofonaina/ Vavaka/Hira 310 Apokalypsy 10,1 – 11 1 [Ny teny nentin’ny anjely anankiray, ary ny amin’ny kotrokorana fito sy ny boky kely] Ary hitako fa, indro, nisy anjely […]Read more mofonaina0 Comments