Home I Jesoa maniraka

I Jesoa maniraka

Sal 24.7-10 / Hira 314: 1 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 314

Matio 28,18 – 20

18 Ary Jesosy nanatona dia niteny taminy ka nanao hoe: Efa nomena Ahy ny fahefana rehetra any an-danitra sy et? an-tany; 19 koa mandehana ianareo, dia ataovy mpianatra ny firenena rehetra, manao batisa azy ho amin’ny anaran’ny Ray sy ny Zanaka ary ny Fanahy Masina 20 sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary, indro, Izaho momba anareo mandrakariva ambara-pahatongan’ny fahataperan’izao tontolo izao.

I Jesoa maniraka

I Jesoa tompon’ny fahefana no maniraka hoe:

1. Mandehana (and 18)

2. Ataovy mpianatra (and 19)

3. Aza be fanahiana (and 20)

Fanontaniana:

Hatraiza no efa nankatoavina sy vitanao?

Foibe Sampana Sekoly Alahady

Author:

Leave a Reply

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *