Home Ny fanomanana ny Paska

Ny fanomanana ny Paska

Sal 96. 1-5 / Hira 5 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 630

Lioka 22,1 – 4

1 Ary efa mby akaiky ny andro firavoravoana fihinanana ny mofo tsy misy masirasira, dia ilay andro atao hoe Paska. 2 Ary ny lohan’ny mpisorona sy ny mpanora-dalàna nitady izay hamonoany an’i Jesosy; nefa natahotra ny olona izy. 3 Fa Satana niditra tao anatin’i Jodasy, ilay atao hoe Iskariota, anankiray tamin’ny roa ambin’ny folo lahy; 4 dia nankao amin’ny lohan’ny mpisorona sy ny lehiben’ny mpiambina izy ka niresaka taminy ny amin’izay hamadihany an’i Jesosy amin’ireo.

Author:

Leave a Reply

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *