Home Andriamanitra miantso, mampahafantatra, manafay

Andriamanitra miantso, mampahafantatra, manafay

Sal 93. 1-5 / Hira 205:1 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 205: 3

2 Samoela 3,10 – 14

10 ka hampiala ny fanjakana amin’ny tamingan’i Saoly aho ary hampitoetra ny seza fiandrianan’i Davida amin’ny Isiraely sy amin’ny Joda hatrany Dana ka hatrany Beri-sheba. 11 Dia tsy nahavaly an’i Abnera intsony izy noho ny tahony azy. 12 Ary Abnera dia naniraka olona tany amin’i Davida niaraka tamin’izay* hanao hoe: An’iza ny tany? Ary koa hoe: Manaova fanekena amiko, ary, indro, ny tanako homba anao hampanaiky ny Isiraely rehetra anao.[Na: hisolo vava azy] 13 Dia hoy izy: Tsara izany; izaho hanao fanekena aminao; kanefa zavatra iray loha no ilaiko aminao: Tsy hahazo mihaona amiko ianao, raha tsy entinao at? Mikala, zanakavavin’i Saoly. 14 Ary Davida naniraka olona nankany amin’Isboseta, zanakalahin’i Saoly, hanao hoe: Omeo ahy Mikala vadiko, izay efa nifanekena ho vadiko tamin’ny mariky ny fahafatesan*’ny Filistina zato lahy.[Heb. saron-tsotsoka]

 

Ny mofonainantsika anio dia mitarika antsika hahatakatra fa Andriamanitra dia:

1. Miantso izay olona ilainy (and 10)

2. Mampahafantatra izay kasainy (and 11-13)

3. Manafay (and 14)

Fanontaniana

Inona no azonao ambara momba an’Andriamanitra anio?

Sampana Sekoly Alahady Foibe 

33

Author:

Leave a Reply

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *