SP 10

Vaovao farany SP 10

 TETIKANDRO VOLANA MARTSA

07 Martsa, 9 ora sy sasany: Famangiana iombonana,  hiantsoana ny birao isam-pitandremana.

  1. Faritra Andrefana: FJKM Antongombato Fahasoavana
  2. Faritra Afovoany: FJKM Ambohimena Fahasoavana

– 14 Martsa, 9 ora sy sasany: Komity lehibe ao amin’ny FJKM Ivoanjo Finoana.

-21 Martsa: Fifampiarahabana nahatratra ny taonana’ny STK ARM eny amin’ny Batou beach Ambohimanambola. Vidim-pidirana: 5000 ar.

FIFANDRAISANA:

– Filoha : 0340137023

– Filoha Mpanampy 1: 0349018410

– Filoha Mpanampy 2: 0341112927

– Mpitantsoratry ny fivoriana 1: 0347419514

– Mpitantsoratry ny fivoriana 2: 0341448282

– Mpitantsoratry ny vola: 0347428936

– Mpitahiry vola: 0341715123

Facebook: STK SPAA10

Jereo koa ireo vaovao farany
  • – 07 Martsa, 9 ora sy sasany: Famangiana iombonana,  hiantsoana ny birao isam-pitandremana. – 14 Martsa, 9 ora sy sasany: Komity lehibe ao amin’ny FJKM Ivoanjo Finoana. -21 Martsa: Fifampiarahabana […]


Fiampizarana